|
|
|
|

Entry1  menavazana
Elementary words  2  mena, 3  vazana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana
Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy [1.1]
Explanations in English  6  old soldiers [1.7]
Explanations in French  7  anciens combattants, vétérans [1.8]
Examples  8  Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [2.472]
All compound words 
Analogs  10  bekotromaroholatra

Updated on 2025/09/12